• Talata 20 Aprily 2010
Loisirs.Andro iraisam-pirenena ho an’ny boky Lasa aloha ny fankalazana tetsy amin’ny AFT Andavamamba

Hanomboka anio 20 ka hatramin’ny 30 aprily ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny boky etsy amin’ny Alliance Française de Tananarive Andavamamba. Tahaka ireo fankalazana manan-danja rehetra izay notontosaina teny an-toerana dia hetsika samihafa maimaimpoana no hisesisesy eny an-toerana mandritry ny 30 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aprily 2010
Loisirs.Boeny Tontosa ny «Jeux Corporatifs» andiany voalohany

Notontosaina tany Mahajanga ny 16 ka hatramin’ny 18 aprily 2010 lasa teo tany Mahajanga ny «Jeux Corporatifs» andiany voalohany nokarakarain’ny tanora ho amin’ny fampandrosoana an’i Mahajanga (AJDM) sy ny faritr’i Boeny.

Hamaky ny tohiny
FTT