• Alarobia 05 Mey 2010
Loisirs.Zafindraony Fahafahana etsy Antsahamanitra Hetsika ara-pilazantsara miavaka hanasana ny rehetra

Ny sabotsy 8 mey izao, etsy amin’ny kianja maitson’Antsahamanitra no hotontosaina ilay hetsika fampisehoana Zafindraony goavana atolotry ny zanaka am-pielezan’ny Toby lehibe Soatanana miray amin’ny FFPM, ny toby soatanana Ilafy, ary ny komity mpanomana ny rindrankira.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2010
Loisirs.Foire Vidy Varotra Hahazo tombony manokana ireo mpitsidika

Hisokatra manomboka rahampitso zoma 30 aprily ary hitohy hatramin’ny 2 mey ho avy izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena ny «Foire Vidy Varotra», hetsika ara-barotra goavana manana ny maha izy azy tokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aprily 2010
Loisirs.Faha-50-n’ny fahaleovantena Hosantarina amin’ny fety makotroka ny fankalazana

Fampisehoana goavana hiarahana amin’ireo artista kalaza toa an’i Njakatiana, Jaojoby, Bodo, Dah’ Mama, Melky, Parson Jacques, Hazolahy, Max Exception, Bagzana…no hisantarana ny fankalazana ny tsingerin-taona faha-50 nahazoantsika ny fahaleovantena amin’ny sabotsy 1 mey izao etsy amin’ny kianjan’Alarobia, manomboka amin’ny 10 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT