• Zoma 26 Martsa 2010
Loisirs.Sarimihetsika malagasy : Miala any ny «Malok’ila 8 jours en France»

Mihazakazaka ny famokarana horonantsary ho an’ny orinasa Scoop Digital. Raha vao tsy ampy iray volana akory mantsy izay no nivoahan’ny horonantsary Malok’ila 7 teny anivon’ireo efitrano fandefasana horonantsary manerana ny Nosy dia efa manomana ny fanodinana ny tohin’ity andian-tantara mahatsikaiky ity sahady ankehitriny ny ekipa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Martsa 2010
Loisirs.Taom-baovao Malagasy 2010 : Nahitana taratra ny fihavanana sy ny firaisankinan’ny samy Malagasy

Nifarana tamim-pomba ofisialy omaly talata 16 martsa rehefa naharitra roa andro ny taom-baovao Malagasy 2010 nankalazaina teny amin’ny Rovan’Ambohimanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Martsa 2010
Loisirs.Princio Manomana “Paradisa” an-tsehatra

Eo am-pikarakarana tanteraka ny seho fampahafantarana ny rakikirany vaovao izao i Princio, mpanakanto malaza amin’ny fiangaliana ny vazo miteny.

Hamaky ny tohiny
FTT