• Alakamisy 10 Jona 2010
Loisirs.Mpihira vahiny ho avy eto Madagasikara Tena mitombina marina ve sa dokambarotra fotsiny ?

KASSAV le 23 à Mahamasina ROSSY le 26, toujours à Mahamasina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Mey 2010
Loisirs.Antsonjombe Handaniana 10 miliara ariary hanovana endrika azy

Hiova endrika ny kianja fanaovan-danonana eny Antsonjombe satria hisy ny fanamboarana ivotoerana goavana sy manara-penitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Mey 2010
Loisirs.Fahaverezan’ny fitaovan’ny Sôma Mpanakanto malaza no ao ambadika

Fitaovana fanamafisam-peo ahitana “baffle MK2” 80 isa sy “ampli” 32 isa no mandrafitra ny Sôma izay ny tarika Rossy no nomen’ny fitondram-panjakana kanadiana hitantana azy taorian’ny fahavitan’ny lalaon’ny frakôfônia teto Madagasikara tamin’ny taona 1997.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Mey 2010
Loisirs.«Salon de l’esthétique et du bien être» Be mpitady ny «Collection Jejoo» amin’ny habeny lehibe kokoa

Nifarana omaly alahady tao amin’ny garan’i Soarano ilay hetsika “Salon de l’esthétique et du bien être» rehefa naharitra roa andro. Nahasarika vehivavy maro ny hetsika izay niavaka tamin’ny tolotra samihafa, tahaka ny torohevitra maimaimpoana mikasika ny fikarakarana vatana.

Hamaky ny tohiny
FTT