- Alakamisy 15 Jolay 2010
Loisirs.Volan’ny artista tamin’ny 26 jona Ny 10%-n’ny nifanarahana ihany no azo
Ny talata 13 jolay teo vao nanomboka nandray ny volany tamin’ny fanentanana ny fetim-pirenena ireo mpanakanto tao Toamasina. Nambaran’ireo mpanakanto ireo fa ny 10%-n’ny nifanarahana ihany no azon’izy ireo ankehitriny fa toa nisy nanodinkodina ny anjara volan’izy ireo.
Hamaky ny tohiny
