• Alatsinainy 20 Martsa 2017
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faha-2 Nivadika ilay fiarabe, nirehitra avy eo

Zava-doza no niseho tany amin’ny lalam-pirenena faha-2 (RN2) ny faran’ny herinandro teo. Fiarabe iray, fantatra amin’ny anarana hoe « Sémi-remorque » irony no nivadika ary nisy tariby misy herinaratra nifampikasoka, ka niteraka firehetana teo amin’ny lohany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Martsa 2017
Fifamoivoizana.Fanajana ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana Nihemotra ny kalitaon’ny fitaterana teto an-drenivohitra

Nisy fihemorana ny fanajan’ny ankamaroan’ireo mpitatitra teto an-drenivohitra ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2017
Fifamoivoizana.“Bus intelligent” Tsy ekenay, hoy ny filohan’ny UCTU

Nankalaza ny faha-30 taonany ny kaoperativa “Analamahitsy Transport” ahitana ny zotra 136 sy ny 183 ka teny Anosy Avaratra no nanamarihana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
Fifamoivoizana.Fandravana trano eny Ambohijanaka Manomboka mitroatra ny vahoaka

Mihamafana ilay raharaha fandravana trano ao anatin’ny kaominina Ambohijanaka amin’izao fotoana izao na dia vao manomboka maka ny hevitr’ireo mponina voakasika sy handravona izany aza ny Ben’ny tanàna Alain Ratsimbazafy sy ireo ekipany mialoha ny hifampiresahany mivantana amin’ny minisitera misahana ny tetikasan’ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Martsa 2017
Fifamoivoizana.Fitateram-bahaoka Haverina ny toerana voatokana

Anisan’ireo nahazo fiofanana tao anatin’ilay atrikasa momba ny tetikasa Lamina na Lalanjotra miaty ny namana izay natao nanomboka ny talata teo ary nifarana omaly tetsy amin’ny Espace Dera

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2017
Fifamoivoizana.Ambodivona Hohavaozina ny tsena sy ny toby fiantsonana fiarakodia

Tsy misy antsojay na fanilikilihana ny fanatsarana sy fanomezana endrika vaovao ny tsena sy ny toeram-piantsonana fiarakodia eny Ambodivona,

Hamaky ny tohiny
FTT