• Talata 15 Novambra 2016
Fifamoivoizana.Taksibe Ivato nifoaka Taksi Olona maromaro no naratra mafy tetsy 67 ha

Nandratra olona indray ny fiara sprinter. Taksibe iray ao amin’ny zotra D mampitohy an’Ivato sy Vassacos no nifaoka fiarakaretsaka roa samy nijanona teo amoron-dalana ka nihorirana saika nivadika ambony ambany, omaly folakandro tokony ho tamin’ny 1 ora tetsy 67 ha.

Hamaky ny tohiny
FTT