Fifamoivoizana

Lalam-baovao Soavimasoandro Toy ny tonta tanteraka


  • Alakamisy 07 Septambra 2017

Efa 9 volana mahery izao no nahabe resaka sy naha be tsikera mikasika ny nanamboarana an’ilay lalam-baovao mampitohy an’i Soavimasoandro amin’i Ivato sy ny Rocade Andohatapenaka.

 Raha tsiahivina, tsy mbola vita tanteraka ity lalana ity tamin’izany fa mbola feno “bombon voanjo”, hoy ny fanamarihan’ireo nahita maso azy no notokanan’ny filoham-pirenena fa maika ny handraisana ny fihaonana an-tampon’ny Frankofonia. Mandrak’ity ny androany, tsy notohizana ny asa fanatsarana sy fanamboarana fa dia navela teo ilay lalana Soavimasoandro-Ivato ary hita ho miampy indray aza ny fahasimbany ka toy ny tonta tanteraka ilay lalana. Saika feno sakana hatrany ihany koa ny tsy ahafahan’ireo fiara mihazo iny lalana iny. Ireo bisikileta sy soavaly ihany no afaka mizotra eny hatreto.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT