- Alakamisy 06 Jolay 2017
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana eto an-drenivohitra Novelomina ireo “Marquage au sol”
Novelomin’ny kaominina Antananarivo ireo mari-pamantarana mandry amin’ny arabe na « Marquage au sol » sasantsasany eo anivon’ny fari-piadidiana ny tanànan’Antananarivo mba hanamorana ny fandaminana ny fifamoivoizana.
Hamaky ny tohiny