- Talata 08 Aogositra 2017
Fifamoivoizana.Fanadihadiana ny loza an-dranomasina eto Madagasikara Hampanarahana ny fenitra iraisam-pirenena
Nanomboka omaly ary tsy hitsahatra ny hanao atrikasa hijerena izay hahafahana manatsara ny lalàna mifehy ny fanadihadiana ireo loza an-dranomasina eto amintsika etsy amin’ny DLC Anosy hatramin’ny 18 aogositra
Hamaky ny tohiny
