• Alakamisy 13 Aprily 2017
Fifamoivoizana.Kaompania «Corsair» Hampitohy an’Antananarivo sy La Réunion

Vitsy lavitra hatreto ireo teratany renioney tonga mitsidika an’i Madagasikara (130.000) mihoatra amin’ireo mpizahatany mihazo ny nosy Maorisy (500.000).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2017
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faha-4 Mirongatra ny fanafihan-jiolahy

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana any amin’iny lalam-pirenena fahefatra mihazo an’i Mahajanga iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2017
Fifamoivoizana.Fanamboaran-dalana Andoharanofotsy Ny 50%-n’ny asa no efa vita

Tonga nijery akaiky sy nanara-maso ny asa fanamboaran-dalana vatsian’ny minisiteran’ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana vola ao Ambohimanala sy Ankadiefajoro izay mampitohy ny fokontany Morarano sy Ambohimanala ny faran’ny herinandro teo ny Ben’ny tanàna ao an-toerana Ranirison Hasina Nirin’ny Aina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2017
Fifamoivoizana.Mpisakan-dalana Miverina indray ny ao Brickaville

Miverina indray ny mpisakan-dalana ao Brickaville, lalam-pirenena faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2017
Fifamoivoizana.LOZAM-PIFAMOIVOIZANA Vokatry ny hadalana ataon’ny mpitondra môtô ny 80 %

Vokatry ny hadalana ataon’ny mpitondra môtô scooter avokoa no mahatonga ny 80 %-n’ireo lozam-pifamoivoizana mitranga eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2017
Fifamoivoizana.Lalana Avarabohitra Itaosy Mila 50 tapitrisa Ar ny fanamboarana azy

Potika tanteraka ny lalana eny Avarabohitra ao anatin’ny kaominina Itaosy amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT