- Alatsinainy 27 Febroary 2017
Fifamoivoizana.Fanafihana taksibrosy –RN7 Polisy iray maty rotiky ny bala
Nandriaka indray ny rà. Nitrangana fanafihan-dahalo namoizana ain’olona indray tamin’ny lalam-pirenena fahafito iny, ny alin’ny zoma hifoha ny asabotsy teo, tokony ho tamin’ny roa ora maraina, teo anelanelan’ny Camp Robin sy Ambohimahasoa (10 km miala an’i Camp Robin mianatsimo hiditra an’ Ambohimahasoa).
Hamaky ny tohiny