• Sabotsy 05 Aogositra 2017
Fifamoivoizana.Bajaj ao Mahajanga Miditra “fourrière” avy hatrany izay tsy ara-dalàna

Mihamitombo isa hatrany ireo bajaj miasa ao an-drenivohitr’i Mahajanga amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aogositra 2017
Fifamoivoizana.Loza teny Ankazobe Olona maro no hidoboka am-ponja

Mandeha ny fanadihadiana momba ny antony nahatonga marina ny loza ka nampivadika ilay fiarabe teny Ankazobe ka nahafatesana olona 20 mahery, araka ny resaka nifanaovana tamin’ny kolonely Ravoavy Zafisambatra, lehiben’ny Emmo reg Analamanga omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Fifamoivoizana.Taksibe nitrifana teny Behoririka Fiara 1 simba, olona 3 naratra

Omaly maraina tokony ho tamin’ny 7 ora no nitrangana lozam-pifamoivoizana saika nanahirana tetsy Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Jolay 2017
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana ana habakabaka Lanitra tokana ho an’i Afrika

Nisokatra ny sabotsy teo teny amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny Anosy ny fivorian’ny minisitra ao anatin’ny antokon-draharaha misahana ny fifamoivoizana sy ny fandriampahalemana ana habakabaka aty Afrika (ASECNA).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Jolay 2017
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana teny Ivato 1 maty, 7 naratra mafy

Olona 1 maty ary 7 naratra mafy vokatry ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina niseho teny Antanetibe Ivato, akaikin’ny lalana mivily any amin’ny Hotely Paon d’Or ny alin’ny alakamisy teo tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jolay 2017
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana tao Antsirabe Ilay mpamily mamo indray no nandrahona

Nitrangana lozam-pifamoivoizana vao maraina indray tao an-tanànan’Antsirabe omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT