- Talata 22 Aogositra 2017
Fifamoivoizana.Tetezana any Fiadanana sy Mangasoavina Ankazobe
Hifanilihan’ny Faritra sy ny minisitera ny fanamboarana azy
Hamaky ny tohinyHifanilihan’ny Faritra sy ny minisitera ny fanamboarana azy
Hamaky ny tohinyAraka ny fanapahana noraisina teo anivon’ny filankevitry ny minisitra ny alakamisy lasa teo, dia nisy ny fanesorana sy fanendrena olona ambony eo anivon’ny minisiteran’ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro.
Hamaky ny tohinyMiroso hatrany amin’ny fampandrosoana ny faritra iadidiany amin’izao fotoana izao ny kaominina Andoharanofotsy, tarihin’ny Ben’ny tanàna Ranirison Hasina.
Hamaky ny tohinyNampivarahontsana ny lozam-pifamoivoizana niseho teny Anosizato omaly tokony ho tamin’ny 2 ora. Lehilahy 57 taona avy eny an-toerana ihany no maty tsy tra-drano voahitsaky ny “camion” teo amin’ny lohany sy ny ilan’ny vatany, ka nijininika ny ra.
Hamaky ny tohinyNanomboka omaly ary tsy hitsahatra ny hanao atrikasa hijerena izay hahafahana manatsara ny lalàna mifehy ny fanadihadiana ireo loza an-dranomasina eto amintsika etsy amin’ny DLC Anosy hatramin’ny 18 aogositra
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fahanginany manoloana ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina niseho tany Ankazobe ny sampan-draharaha momba ny fitsarana ny fiara, ka nisy ny fanazavana natao teny Alarobia omaly.
Hamaky ny tohiny