• Sabotsy 09 Septambra 2017
Fifamoivoizana.Seranam-piaramanidina Ivato Hohamafisina ny fiarovana ny ain’ireo mpandeha

Mitohy hatrany ny asa fanamboarana sy fanajariana ny seranam-piaramanidina eny Ivato hiandraiketan’ny Ravinala Airports.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2017
Fifamoivoizana.Lalam-baovao Soavimasoandro Toy ny tonta tanteraka

Efa 9 volana mahery izao no nahabe resaka sy naha be tsikera mikasika ny nanamboarana an’ilay lalam-baovao mampitohy an’i Soavimasoandro amin’i Ivato sy ny Rocade Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Aogositra 2017
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana Fianakaviana handevina saika niara-maty

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray ny lalam-pirenena faha-7 niala an’i Vinaninkarena ny tolakandron’ny alarobia tokony ho tamin’ny 1 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2017
Fifamoivoizana.Loza mahatsiravina teny amin’ny “Digue” 2 maty, potipotika ilay mpamily

Nisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray teny amin’ny Làlana Digue, teo amin'ny “Rond Point” mihazo an’Ambodihady Ambohimanarina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Aogositra 2017
Fifamoivoizana.Fiarakaretsaka tsy ara-dalàna Tsy maintsy hovaina tsy ho “Beige crème”

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra momba ny fandaminana sy fanaraha-maso ireo fiarakaretsaka tsy ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aogositra 2017
Fifamoivoizana.Fanafihana Taksibrosy Ny tena zava-misy marina

Mihamahazo vahana hatrany ny fanafihan-jiolahy any amin’ny lalam-pirenena amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT