- Zoma 15 Septambra 2017
Fifamoivoizana.Mpitatitra eto an-drenivohitra Hitokona amin’ny talata
Tsy misy ataon’ireo mpitatitra afa tsy ny mampijaly ireo mpandeha aloha hatreto,
Hamaky ny tohinyTsy misy ataon’ireo mpitatitra afa tsy ny mampijaly ireo mpandeha aloha hatreto,
Hamaky ny tohinyManoloana ny fandavan’ny mpitondra fiarakaretsaka vitsivitsy ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny kaominina Antananarivo Renivohitra mahakasika ny
Hamaky ny tohinyNitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny amin' ny lalam-baovaon’ny Frankofonia na ny "ROCADE" Andohatapenaka, omaly 11 septambra manodidina ny tamin’ny 10 ora alina.
Hamaky ny tohinyMiara-mizaka ny olana ateraky ny asa fitateram-bahoaka eto amintsika avokoa amin’izao fotoana ny kaominina rehetra.
Hamaky ny tohinyLalam-pirenena 8.000 amin’ny 10.000km no voakojakoja tamin’ny taona 2016 noho ny tsy fahampian’ny bolongam-bola.
Hamaky ny tohinySazy mihantona 3 volana no azon'ilay mpamilin’ilay fiara nahafaty olona 3 teny Ivandry ny 21 mey 2017 teo, izany hoe efa tapitra.
Hamaky ny tohiny