Fifamoivoizana

Fiantsonan’ny 138 eny Anosipatrana Misy mitady haka


  • Alatsinainy 27 Novambra 2017

Misy mitady haka ny toby fiantsonan’ny taksibe ao amin’ny zotra 138 mampitohy an’i Tsaralalàna sy Anosipatrana. Olon-tokana no mitady haka azy io mba hanaovany toby fiantsonana ho azy manokana, raha ny fanadihadiana natao.

 

 Efa hatramin’ny taona 1995 anefa no natolotry ny kaominina Antananarivo ho azy io zotra io hahafahany manome fahafaham-po ny mpanjifa. Voatery nangataka ny famerenana ny famaritana ny toerana teo anivon’ny kaominina indray ny filohan’ny koperativa. Ny  2 novambra lasa teo no nivoaka ny antontan-taratasy mifandraika amin’izany.  Nanambara ny filohan’ity koperativa 138 ity fa mijoro  hiaro  ny tombontsoam-bahoaka izy ireo fa tsy hiaro tombontsoan-olon-tokana.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT