- Alatsinainy 25 Septambra 2017
Fifamoivoizana.Fitsarana ny raharaha “ANNIE SY ARNAUD” Hipoitra ve ny marina ?
Efa ela niandrasana ny fitsarana ny raharaha fakana an-keriny an’i “Annie sy Arnaud” ny maro. Raha ny fandaminana teo anivon’ny fitsarana ady heloka be vava ny fitsarana ambonin’Antananarivo sy ireo taratasy voarain’ireo “vavolombelona” sy ireo “voarohirohy”,
Hamaky ny tohiny
