• Alakamisy 19 Oktobra 2017
Fifamoivoizana.Kaominina Antananarivo Hanatsara fa tsy hamotika ny “taxi”

Nihaona tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely omaly ny mpanao asa fitaterana amin’ny alalan’ny fiara karetsaka na “taxi” eto an-drenivohitra izay nahitana ny tompona fiara sy mpamily andaniny, ary ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), notarihin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana ankilany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Oktobra 2017
Fifamoivoizana.Clémence Rahariniriana -FTAR Manjaka tokana, hoy ny filoha lefitra teo aloha

Nanentana ireo mpitatitra fiarakaretsaka rehetra eto Antananarivo tetsy amin’ny Mon gouter Andrefanambohijanahary omaly ny solontenan’ireo mpitondra fiarakaretsaka izay tsy mankasitraka ny fitokonan’ireo mpikambana sasantsasany avy eo anivon’ny fikambanan’ny Taxi eto Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Oktobra 2017
Fifamoivoizana.Ethiopian Airlines Nampitombo ny zotra mankaty Madagasikara

Efa hatramin’ny voalohan’ny taona no nanokatra zotram-piaramanidina eto amintsika ny Ethiopian Airlines, izay miainga eto Madagasikara mankany Addis Abeba.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Oktobra 2017
Fifamoivoizana.Antanety-Antsirabe Mpitondra moto tafasitrika tany ambany kamiao

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray ny lalam-pirenena faha-7 tao Antsirabe tamin’ny alatsinainy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2017
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana Miha adala ny Malagasy

Na amin’ny haino aman-jery na amin’ireo gazety mpiseho isan’andro , eny hatrany anaty tambajotran-tserasera toa ny facebook dia isan’andro no ahitana lozam-pifamoivoizana, tsy iray na roa fa telo aman’efatra an-tanàn-dehibe na eny amin’ny lalam-pirenena eto Madagasikara .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2017
Fifamoivoizana.Fotodrafitrasa nilaozan’ny toetrandro Hisy paikady vaovao hapetraka

Efa tena lany andro tanteraka ny drafitra fampandrosoana ny tanàn-dehibe misy eto amintsika, raha araka ny fanazavana azo omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT