• Zoma 17 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Fiara mibahana lalan’ny mpandeha Ho saziana amin’izay

Nampahatsiahy tetsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely omaly ny tale misahana ny fitaterana eo anivon’ny kaominin’Antananarivo, Landy Raveloson, fa misy ny fepetra tokony ho efa narahana hatry ny ela mikasika ny fifamoivoizana eto Antananarivo renivohitra na ho an’ny mpandeha an-tongotra io na ho an’ireo mpivarotra ary ireo mpitatitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Fanatsarana ny fitateram-bahoaka Hametraka politika mazava ny UCTU

Mitohy hatrany ny ezaka tanterahin’ny fivondronan’ny mpitatitra eto Antananarivo Renivohitra na ny UCTU manoloana ny fanatsarana ny asa fitateram-bahoaka eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Scooter sy Taksi nifandona Olona iray naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana omaly maraina tetsy Anosy, akaikin’ny toby fiantsonan’ny taksibe mihazo an’i Fenoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Fanatsarana ny asa fitaterana Vonona hifampiraharaha amin’ny CUA ny UCTU

Nivoaka tamin’ny fahanginana ny fivondronan’ny mpitatitra eto Antananarivo Renivohitra na ny UCTU omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Fitaterana an-tanàn-dehibe Hatsaraintsika io , hoy i Dada

Mandeha araka ny tokony ho izy ny fanatsarana ny tontolon’ny fiarakaretsaka eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Oktobra 2017
Fifamoivoizana.Lalana Tsarasaotra- Ivato Potika sahady

Potika sahady ilay lalam-baovao eny Tsarasaotra Ivato izay vao avy nandraisana ireo vahiny tonga teto amintsika nandritra ny fihaonambe an-tampony ho an’ireo tany miteny frantsay manontolo na amin’ny ampahany farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT