Fifamoivoizana

Kamiao mandeha antoandro Mampitohana fifamivoizana eto an-drenivohitra


  • Sabotsy 23 Desambra 2017

Vao mainka mitohana ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra amin’izao ankatoky ny fety izao.

  Maro ny antony ary efa fantatra avokoa ireo faritra rehetra tena mampikaikaika maro amin’ity resaka amboteazy ity. Azo antoka fa mahafantatra an’izany ireo tompon’andraikitry ny fifamoivoizana saingy hatreto aloha dia tsy mbola hita izay tena fepetra mazava mba raisin’izy ireo fa dia hampandriana amin’ny hoe trangan-javatra tsy maintsy hiainana andavanandro ary manerantany mihitsy raha ity amboteazy ity. Tranga iray tena nampivanaka ny mpitondra fiara tamin’ity herinandro ity dia ny fisian’ireo kamiao lehibe mivezivezy amin’ny andro antoandro eto an-drenivohitra izay anisan’ny mampitohana tanteraka ny fifamoivoizana. Mbola manan-kery hatrany ve ny fepetra mikasika ny ora ahazoan’izy ireny mifamezivezy eto an-tanànan’Antananarivo amin’ny antoandro ?

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT