• Alakamisy 30 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Mpitatitra amin’ny RN2 Hiverina hiasa sahady anio

Nisy fitokonana nataon’ireo mpitatitra amin’ny lalam-pirenena faharoa na ny RN2 omaly maraina ary nisy ny fanakanana ireo fiara mbola niasa natao teny Ambohimalaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Loza mahatsiravina Potika tanteraka ilay zaza voahitsaky ny kamiao

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina tany amin’ny fokontany Tsarafara, avaratr’i Lempona, distrikan’Antanifotsy ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Taksibrosy amin’ny RN2 Hitokona rahampitso

Hitokona avokoa ireo taksibrosy sy kamiao mampiasa iny lalam-pirenena faharoa iny ka tsy hiasa rahampitso alarobia. Lohalaharana amin’izany ny mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Fiantsonan’ny 138 eny Anosipatrana Misy mitady haka

Misy mitady haka ny toby fiantsonan’ny taksibe ao amin’ny zotra 138 mampitohy an’i Tsaralalàna sy Anosipatrana. Olon-tokana no mitady haka azy io mba hanaovany toby fiantsonana ho azy manokana, raha ny fanadihadiana natao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Mpitora-bato ao Brickaville navotsotry ny fitsarana Manambana ny hitokona ireo mpitatitra amin’ny RN2

Lasa miteraka olana goavana eo amin’ny zandary sy ny mpitatitra ary ny fitsarana ambaratonga voalohany eto Toamasina, ilay raharaha nahazoan’ireo mpitora-bato ao Brickaville fahafahana vonjy maika taorian’ny fiakaran’izy ireo fampanoavana sy mpitsara mpanao famotorana ny alarobia 22 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Fifamoivoizana.Tetikasa “Lamina” hitsinjovana ny manan-kilema Homena loka izay taksibe mendrika

Sokajin’olona manana olana goavana amin’ny fisitrahana ny fiara fitaterana ny olona manan-kilema eto amintsika na an-tanàn-dehibe na ambanivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT