• Alatsinainy 04 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Fitohanana etsy Anosizato Tara daholo vao tafody ny olona, vehivavy iray voaendaka

Miverina indray ny fitohanana etsy amin’ny rond point Anosizato hatramin’ny niavian’ny ranon’orana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Anosipatrana “Digue” Nipotsaka ny lohan’ilay ramatoa

Vao niantomboka ny volana desambra dia nosantarin’ny ra mandrika sy faty olona ny teto Antananarivo sy ny manodidina. Loza tsy roa aman-tany no niseho teny Anosipatrana omaly zoma 1 desambra tokony ho tamin’ny 11 ora latsaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Fifamoivoizana.«Permis de conduire » sy « Carte grise » Biométrique Nitarina indray ny fe-potoana hanamboarana azy

Nahemotra amin’ny daty manaraka indray raha tokony hifarana amin’ny 31 desambra izao ny fe-potoana hahafahana mamadika ny karatra fampiasa teo aloha ho biometrika, araka ny fanambarana nataon’ny minisiteran’ny atitany omaly tetsy amin’ny Centre Immatriculateur Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Fanarenana ny Air Madagascar Atao ao anatin’ny 3 taona

Indray andro monja taorian’ny nandanian’ny filankevi-pitantanan’ny Air Madagasikara azy ho filohan’izy ireo tamin’ny latsabato natao ny alakamisy 30 novambra teo ka nahazoany vato 7 tamin’ny mpifidy niisa 7

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Fanamboarana ny RN6 sy RN13 Hanome 235 tapitrisa Euros ny Eoropeanina

Nivoitra tamin’ny fihaonan’ny Vondrona Eoropeanina sy ny fanjakana Malagasy nandritra ny fihaonana an-tampon’ny Vondrona Eoropeanina sy Afrikanina tany Abidjan Côte d’Ivoire tamin’ity herinandro ity ny fifanarahana ara-piaraha-miasa eo amin’’i Madagasikara sy ny vondrona Eoropeanina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Raharaha Tora-bato ao Brickaville Voasambotra ilay lehilahy, tafatsoaka ilay ramatoa

Tsy naharitra ela fa vao nahazo ny baiko tamin’ny prefen’i Toamasina Benandrasana Cyrille, taorian’ilay fivorian’ny OMC tampoka teto Toamasina ny alarobia antoandro teo, izay niarahan’ny polisy sy ny zandary ary ny miaramila,

Hamaky ny tohiny
FTT