• Alakamisy 18 Janoary 2018
Fifamoivoizana.Gare routière vaovao Nanaiky hifindra ny mpitatitra rehetra

Tsy moramora ny fandaminana hatrehin’Atoa Rakotondrafana Fredinard filohan’ny ASTRAM amin’ny famindrana ireo mpitatitra amin’ireo tobim-piantsonana vaovao eto amintsika amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Fifamoivoizana.Antananarivo sy ny manodidina Tsy afaka amboteiazy intsony

Tena mampitaraina ny mponin’Antananarivo sy ny manodidina ankehitriny ity resaka fitohanan’ny fifamoivoizana na amboteiazy lavareny isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Fifamoivoizana.Mandraka RN 2 Fiarabe iray nibahan-dalana

Tapaka tanteraka ny lalana ao Mandraka hatramin’ny omaly hariva nanoratanay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Fifamoivoizana.Tovolahy 2 nodomin’ny “4x4” Maty tsy tra-drano ny iray

Tovolahy miisa 2 mpiasan’ny G4S, misehatra amin’ireny asa fiambenana orinasa na trano lehibe ireny no voadonan’ny fiara tsy mataho-dalana iray omaly tokony ho tamin’ny 8 ora sy fahefany alina teny Andoharanofotsy, ampitan’ny MaPizza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Janoary 2018
Fifamoivoizana.RN 1 mihazo an’i Fenoarivo Voarara ho an’ny fiara mihoatra ny 15 taonina

RN 1 mihazo an’i Fenoarivo Voarara ho an’ny fiara mihoatra ny 15 taonina hahasimban’ity lalana ity indray izay marihina fa efa dibo-drano tanteraka tsy azo nampiasaina intsony, taona vitsy lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Janoary 2018
Fifamoivoizana.Fiara nivadika teny Andranomena Vehivavy roa naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Andranomena, lalana mihazo an’Ivato, omaly maraina tokony ho tamin’ny 2 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
FTT