• Alakamisy 11 Janoary 2018
Fifamoivoizana.Tetezan’i Vohiposa Hovitaina ao anatin’ny 48ora

Maro amin’ireo lalana sy tetezana tapaka nandritra ny fotoanan’ny rivodoza no tsy mbola miverina amin’ny laoniny amin’izao fotoana izao, raha tsy hilaza afatsy ny tetezan’i Vohiposa any amin’ny RN7 mihazo an’i Fianarantsoa sy ny tetezana ao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Fifamoivoizana.Tovolahy voahitsaky ny « sprinter » Vaky mbamin’ny karandohany

Nisehoana lozam-pifamovoizana mahatsiravina indray tao Ambatolampy amin’iny lalam-pirenena faha-7 iny omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Fitokonan’ireo “transitaires” sy mpitatitra Nikoropaka ny fanjakana namaha ny olana

Niezaka nitady vahaolana maika araka ny baiko midina ny Prefen’i Toamasina sy ny SPAT ary ny MICTSL, nandritra ny fivoriana niarahana tamin’ny solontenan’ireo mpitokona, natao tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Air Madagascar Ny vinan’ny PCA Eric Kohler

Tsy maintsy hampiasaina ny « Esprit d’Entreprise » eo amin’ny fanarenana ny kaompaniam-pitaterana ana habakabaka Malagasy Air Madagascar, hoy ny filohan’ny filankevi-pitantanana vaovao,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Katsepy - Sambo rendrika Nieren-doza izy 13 nentin’ny “Fanantenana”

Ny sambo “Fanantenana” ity dobo an-dranomasina tany Katsepy ity raha tokony hihazo an'i Tambohorano,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Seranam-piamanidina Ivato Vita tsara tarehy ny toerana fandraisana olona

Mitohy ny asa fanavaozana ny seranam-piaramanidina Ivato sy ny Fascene ao Nosy-Be tanterahin’ny Ravinala Airports.

Hamaky ny tohiny
FTT