• Sabotsy 10 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Fifindran’ny taksibrosy eny Andohatapenaka Mbola tena ady sy tolona

Tsy mbola hifindra eny amin’ny tobim-piantsonana vaovao eny Andohatapenaka ireo mpitatitra mihazo ny lalam-pirenena voalohany sy fahefatra ary fahenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Gare routière MAKI -Andohatapenaka Rahampitso no hifandamina ireo mpitatitra

Ho fantatra amin’ny zoma ho avy izao ny fotoana hifindran’ireo taksiborosy miazo ny lalam-pirenena fahefatra sy voalohany etsy amin’ny tobim-piantsonana vaovao etsy Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Zotram-pitaterana suburbaine E Maro no manary olona antenantenan-dalana

Mampitaraina an’ireo mpandeha avy any amin’ny By Pass hihazo ny renivohitra fatratra ny afitsoky ny zotram-pitaterana suburbaine E fa manivana olona tsotra izao ny ankamaroan’izy ireo, tahaka an’ireo zotram-pitaterana maro any amin’ny toeran-kafa ihany koa,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Febroary 2018
Fifamoivoizana.RNS 5a Ambilobe-Vohemar Tetikasa mifono propagandy

Ampahan-dalana tena mampitaraina ny maro ny lalana mampitohy an`Ambilobe sy Vohemar. Ratsy ny lalam-pirenena mirefy 159 km ary mahatratra ora 12-15 no angalana an'izany rehefa hain-tany. Amin`izao vanim-potoanan’ny orana izao dia 5 hatramin`ny 6 andro no ahafahana manao azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Seranam-piaramanidina Ivato Vita ny 25%-n’ny asa fanitarana

Ny 25 %-n’ny asa fanitarana sy fanamboarana ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eny Ivato no efa vita ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Janoary 2018
Fifamoivoizana.Lalana eto an-drenivohitra Hampiasa teknika manara-penitra ny CUA

Na dia nailika foana aza ny kaominina an`Antananarivo Renivohitra (CUA) tamin`ny asa fanamboarana fotodrafitrasa dia naverina taminy ny andraikitra amin`ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo izay tena tsy manara-penitra ny fanatanterahana izany satria potika sy rava tokoa ny lalana na dia nanentsina sy nanamboatra ny sasantsany aza ny fitondrana foibe.

Hamaky ny tohiny
FTT