- Alatsinainy 19 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Fasan'ny Karana Niverina nitokona indray ireo mpivarotra
Niverina nitokona indray ireo mpivarotra etsy amin'ny Fasan'ny Karana ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyNiverina nitokona indray ireo mpivarotra etsy amin'ny Fasan'ny Karana ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyFampandrenesana ofisialy ny avy amin’ny minisiteran’ny asa vaventy fa tapaka ny lalam-pirenena faha-6 (RN6) eo anelanelan’Ambilobe sy Ambanja noho ny fahatapahana tetezana sy fihotsahan’ny lalana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Eliakim.
Hamaky ny tohinyHiasa tsy ho ela ny OMAVET eny Ampasampito, hanara-maso ny toe-pahasalaman’ireo fiarakaretsaka sy taksibe mpitatitr’olona eto an-drenivohitra eny hatramin’ireo fiara tsotra ho fiarovana ny ain’ny mpandeha.
Hamaky ny tohinyTaksibrosy Sprinter iray hiainga avy any Tsiroanomandidy hiakatra Antananarivo no tra-doza omaly vao maraina tokony ho tamin’ny 2ora sy sasany. Mbola tsy tafavoaka ny tanàna akory fa vao niainga 800m miala ny toby fiantsonan’ny fiara,
Hamaky ny tohinyNy volana febroary 2016 no nanomboka nitantana ny fiantsonan’ireo fiara eto an-drenivohitra ny orinasa Easy park. Nifanarahana tamin’ny kaominin’Antananarivo (CUA) tamin’izany ny hampiasa teknolojia izay mbola vitsy eto Afrika ny mampiasa azy dia ny « Horodateur ».
Hamaky ny tohinyMbola betsaka ireo kipitson-javatra nampanantenain’ny fitondram-panjakana tsy mbola tanteraka hatreto eny amin’ny tobim-piantsonana vaovao eny Andohatapenaka. Anisan’ireny ilay fametrahana ny ivon-oerana fitakiam-bola ho an’ny saran-dalana tokana iarahan’ny koperativa rehetra.
Hamaky ny tohiny