• Sabotsy 23 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Kamiao mandeha antoandro Mampitohana fifamivoizana eto an-drenivohitra

Vao mainka mitohana ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra amin’izao ankatoky ny fety izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana Hifampitaiza ireo mpitondra scooter

Tonga tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ireo tanora maro mpitaingina moto ny marainan’ny alakamisy 21 desambra 2017 ho fanohizana ny hetsika notanterahan’ny Boriborintany faha-6.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Fitaterana an-tanàn-dehibe Nipoapoaka ny fampanantenan’ny UCTU

Nampahafantarina tetsy amin’ny foiben’ny fikambanan’ireo kaoperativam-pitaterana an-tanàn-dehibe na UCTU tetsy Ambodivona omaly ny mpikambana vaovao mandrafitra ny birao mpitantana ity fikambanana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Desambra 2017
Fifamoivoizana.RN 1 Anosizato - Fenoarivo Hitarina ny arabe

Tsy maintsy hitarina ny lalam-pirenena voalohany manomboka etsy amin’ny tetezan’Anosizato ka hatreny amin’ny kaominina Fenoarivo ialana amin’ny fitohanana lavareny mampijaly ny mpandeha isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Saran-dalana – Zotra nasionaly Tsy hisy fiakarana na dia fety aza

Mampitaraina ny maro hatrany rehefa ankatoky ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona tahaka izao ny fampiakarana saran-dalana ataon’ireo mpitatitra sy ny tsy fahampian’ny fiara mpitatitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana gaboraraka Toy ny tany tsy misy lalàna Antananarivo

Toa samy manao izay saim-patany ny rehetra amin’ny resaka fifamoivoizana ka tsy mahagaga raha mahazo vahana ny fitohanana eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT