• Alakamisy 15 Martsa 2018
Fifamoivoizana.OMAVET Ampasampito Hiasa tsy ho ela

Hiasa tsy ho ela ny OMAVET eny Ampasampito, hanara-maso ny toe-pahasalaman’ireo fiarakaretsaka sy taksibe mpitatitr’olona eto an-drenivohitra eny hatramin’ireo fiara tsotra ho fiarovana ny ain’ny mpandeha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Sprinter nitrifana Olona 4 indray maty tany Tsiroanomandidy

Taksibrosy Sprinter iray hiainga avy any Tsiroanomandidy hiakatra Antananarivo no tra-doza omaly vao maraina tokony ho tamin’ny 2ora sy sasany. Mbola tsy tafavoaka ny tanàna akory fa vao niainga 800m miala ny toby fiantsonan’ny fiara,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Fandaminam-piantsonana eto Antananarivo Miha manara-dalàna ny mponina

Ny volana febroary 2016 no nanomboka nitantana ny fiantsonan’ireo fiara eto an-drenivohitra ny orinasa Easy park. Nifanarahana tamin’ny kaominin’Antananarivo (CUA) tamin’izany ny hampiasa teknolojia izay mbola vitsy eto Afrika ny mampiasa azy dia ny « Horodateur ».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Tobim-piantsonana Andohatapenaka Tsy mbola mihatra ilay saran-dalana tokana

Mbola betsaka ireo kipitson-javatra nampanantenain’ny fitondram-panjakana tsy mbola tanteraka hatreto eny amin’ny tobim-piantsonana vaovao eny Andohatapenaka. Anisan’ireny ilay fametrahana ny ivon-oerana fitakiam-bola ho an’ny saran-dalana tokana iarahan’ny koperativa rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Manao solomaso mainty mitondra fiara Tena tsy azo hatao fa mety hampidi-doza

Betsaka ireo mpamily lasa misatroka sy manao solomaso mainty tato ho ato rehefa mamily fiara. Voakasik’izany manokana ireo mpamily taxi-be nefa mitondra mpandeha marobe tokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Martsa 2018
Fifamoivoizana.RN5 Ambodiatafana, Foulpointe Potika tanteraka

Feno rano tanteraka ireo faritra iva ao Toamasina nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Dumazile teo amin’ny 170km ny fari-dranomasin’i Toamasina ny alahady teo, noho ireo oram-be sy tafiotra nentiny.

Hamaky ny tohiny
FTT