• Alatsinainy 05 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Fanamboaran-dalana Lalaovina mba hahazoana vola mandavan-taona

Ekena sy iombonan-kevitra fa tsara ny hoe``Manamboatra`` saingy tokony ho hentitra amin`ny fanaraha-maso sy fanatanterahana izany ny mpitondra fanjakana ary tokony hanaporofo kosa ireny orinasa mpanamboatra lalana ireny fa na tsy tena arifomba ny fitaovana eo aminy ary tsy mena-mitaha amin’ny vitan’ny sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Tobim-piantsonana Andohatapenaka Nisy ireo koperativa no tsy nanaiky ny hifindra

Saika nisy korontana ihany teny amin’ny tobim-piantsonana Ambodivona omaly nandritra ny famindran-toerana ireo mpitatitra mihazo ny lalam-pirenena voalohany sy fahenina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Nikarepoka tanteraka ireo Sprinter 2 Olona 1 maty, 15 naratra mafy

Namono olona indray ny Srinpter tamin’ny lalam-pirenena faha-34 iny omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Taksibe mihodina an-dalana Mety hiafara amin’ny fisintonana “permis”

Mitombo isa hatrany ireo taksibe mihodina an-dalana amin’izao. Tsy vitsy ireo tonga eny amin’ny antsasa-dalana dia miverina, mamindra mpandeha tsotra izao amin’ireo namany hafa ny sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Mpitatitra miazo ny RN 4 sy RN 6 Hifindra etsy Andohatapenaka rahampitso

Hifindra etsy Andohatapenaka manomboka rahampitso Alakamisy fiandohan’ny volana Martsa ireo mpitatitra miazo ny lalam-pirenena fahaefatra sy fahaenina miantsona etsy Ambodivoina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Lalamby Anosibe Vehivavy iray nofaohan’ny lamasinina

Vehivavy iray nitaiza kely sahabo ho 35 taona teo ho eo no nofaohan’ny lamasinina tetsy amin’ny lalamby Anosibe, omaly alatsinainy maraina tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
FTT