• Sabotsy 14 Aprily 2018
Fifamoivoizana.Fahatapahan’ny RN 7 Mbola tsy nahazo filazana ôfisialy ny mpitatitra hatramin’ny omaly

Raha araka ny feo mandeha dia ho tapaka ny lalam-pirenena fahafito manomboka ny Alatsinainy 17 Aprily ho avy izao ka hatramin’ny Alarobia 19 Aprily. Noho ny asa fanamboarana tsy maintsy hatao amin’ny tetezana ao amin’ny PK 84+950 ao Ambohimandroso no anton’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aprily 2018
Fifamoivoizana.Fiakaran’ny saran-dalana 500 ariary no tanjon’ireo mpitatitra, hoy ny RNDC

Manohitra amin’ny heriny tanteraka ny fiakaran’ny saran-dalana ho 700 Ar manomboka amin’ny 25 aprily ho avy izao ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa RNDC tarihin’ny filohany Rabetsara Lita.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aprily 2018
Fifamoivoizana.Fanavaozana ny RN2 Maharitra 2 ora ny fitohanana

Mahatsiravina ireo mpampiasa lalana amin’iny lalam-pirenena faharoa iny ny fitohanana ateraky ny fanamboaran-dalana mihazo an’i Brickaville.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aprily 2018
Fifamoivoizana.Taksibe eto Antananarivo Hiakatra 700 Ar ny saran-dalana

Nanao fanambarana teny Ambodivona omaly ny Fikambanan’ny Koperativa Fitaterana an-drenivohitra sy ny manodidina (UCTU). Hiakatra 700 Ariary ny saran-dalana manomboka amin’ny alarobia 25 aprily ho avy izao, hoy Randrianatoandro Lova filohan’ny UCTU.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Aprily 2018
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana Anosizato sy Ampasika Miverina indray ny fitohanana lavareny

Misedra olana indray ireo mponina avy any Fenoarivo sy ny manodidina ankehitriny noho ny fiverenan’ny fitohanan’ny fifamoivoizana etsy Anosizato.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Lalana Anosivavaka Ambohimanarina Nanome tanana indray ny depiote Horace

Tsy nionona tamin’ny fanentsenana ireo lavaka be teo amin’ilay lalana Anosivavaka midina any amin’ny Soam eny Ambohimanarina nanomezany tanana ny fokonolona ny depiote TIM, Rasoanoromalala Horace, fa mbola nanolotra fasika sy vatokely ary ciment 15 lasaka indray ny tenany ny talata 27 martsa lasa teo hanamafisana “béton” an’io ampahan-dalana io.

Hamaky ny tohiny
FTT