• Alatsinainy 26 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Gare routière MAKI-Andohatapenaka Niboridana ilay vehivavy tsy navela nivarotra

Tsy azo hivarotana mihitsy etsy amin’ny tobim-piantsonana vaovao Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Mpivarotra etsy amin’ny Fasan’ny Karana Very fanahy mbola velona, nisy nivaro-pananana

Very fanahy mbola velona tanteraka ny ankamaroan’ireo mpivarotra etsy amin’ny Fasan’ny Karana amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana an-tanàn-dehibe Tsy mety milamina

Tsy mety milamina ary efa tsy nilamina hatramin’izay ny fandaminana ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra. Ny resaka fiantsonan’ireo fiara mpitati-bahoaka no tena tiana asian-dresaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Febroary 2018
Fifamoivoizana.“Sémi-rémorque” nandona Sprinter 7 maty, 3 naratra tany Moramanga

Olona 7 no indray namoy ny ainy ary 3 no maratra mafy vokatry ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina niseho tao Antsirinala, 10 km tsy hahatongavana an’i Moramanga raha avy aty Antananarivo, teo amin’ny PK7, ny alakamisy alina tokony ho tamin’ny 12 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Lalana miakatra an’Ambohipo Amboarin’ny depiote Rastany

Miverina manamboatra ny lalana mirefy 300 m avy ety Andohan'i Mandroseza miakatra ny tanànan'Ambohipo iny indray izay tena nampimenomenona ny mponina teny an-toerana ny Depiote TIM voafidy tao amin'ny boriborintany faha-2,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Febroary 2018
Fifamoivoizana.Andohatapenaka Ahiana hikorontana anio

Na dia teo aza ny hetsika fanoherana ny fifindran’ny Taksibrosy nataon’ireo mpivarotra teny amin’ny fasan’ny Karana, dia nanamafy halina ny tale jeneralin’ny ATT ny kolonely Andry Rakotondrazaka fa tsy maintsy atomboka anio alarobia ny fifindran’ireo mpitatitra miasa amin’ny lalam-pirenena voalohany (RN1) izay ahitana koperativa 14.

Hamaky ny tohiny
FTT