• Zoma 30 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Fitaterana – Zotra Arivonimamo Mifanenjana ny mpitatitra sy ny ATT

Nanao fitokonana faobe ireo kaoperativa miisa dimy manao zotram-pitaterana mampiasa ny lalam-pirenena voalohany. Nitarika izany ireo mihazo an’Arivonimamo, izay nanafoana tanteraka ny fitaterana mihitsy na dia fety aza ny andro raha tsy mahazo valiny mahafa-po avy amin’ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety (ATT).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Paska ieren-doza Zandary 1.315 no hahetsika

Manakaiky ity ny fetin`ny paska ary ny fenitra dia ny hoe : “paska ieren-doza”. Hetsika efa fanao isan-taona ihany ity, mitovy amin'ny Paska ieren-doza hatramin'izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Taksi sy Taksibe eto an-drenivohitra Maro ireo efa tena ratsy sady tsy manara-dalàna

Betsaka amin’ireo fiarakaretsaka sy taksibe miasa eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao no efa tena ratsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Fitarazohan’ny fanamboaran-dalana Mamofona ambadika politika

Nanomboka ny alarobia, alakamisy ary zoma teo dia saika nahenoana fahatapahan-dalana avokoa ireo lalam-pirenena malaza eto Madagasikara. Anisan’ny tena naresaka iny tapany andrefana sy avaratra atsinanana ary atsinanan’ny nosy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Martsa 2018
Fifamoivoizana.Fasan'ny Karana Niverina nitokona indray ireo mpivarotra

Niverina nitokona indray ireo mpivarotra etsy amin'ny Fasan'ny Karana ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Martsa 2018
Fifamoivoizana.RN6 Ambilobe – Ambanja Tapaka ny tetezana, mihotsaka ny arabe

Fampandrenesana ofisialy ny avy amin’ny minisiteran’ny asa vaventy fa tapaka ny lalam-pirenena faha-6 (RN6) eo anelanelan’Ambilobe sy Ambanja noho ny fahatapahana tetezana sy fihotsahan’ny lalana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Eliakim.

Hamaky ny tohiny
FTT