- Zoma 06 Jolay 2018
Fifamoivoizana.Fanatsarana ny lalam-pirenena faharoa Hifarana amin’ny aprily 2019 ny fizahana
Tombanana ho 2 miliara dolara no fanampiana ho azo avy amin-dry zareo japoney mikasika ny fanatsarana ny lalam-pirenena faharoa sy ny lalamby ary ireo rehetra heverina fa tokony hitarina ho fanamorana ny fifanakalozam-bokatra eo amin’ny
Hamaky ny tohiny
