• Zoma 29 Jona 2018
Fifamoivoizana.Tetezana mampifandray an’Ankadivato sy Ampahibe Hotapahana manomboka amin’ny jolay

Hita ho efa somary tranainy ihany ny tetezana mampitohy an’Ankadivato sy Ampahibe na ilay eo amin’ny antsoina hoe Vallée de l’Est iny, raha ny fanazavan’ny tale misahana ny fitaterana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, Landy Raveloson.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2018
Fifamoivoizana.Minisitra Beboarimisa Ralava Efa nojerena ny « déblocage » ny vola ho an’ny mpitatitra

Nisy fifandaminana nifanarahana tamin’ireo mpitatitra fa hatsahatra nanomboka omaly alakamisy 28 jona ny fitokonana nataon’izy ireo, hoy ny minisitry ny fitaterana sy famantarana ny toetrandro, Beboarimisa Ralava, fa efa nojerena ny « déblocage » ny vola fanampiana fanome azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jona 2018
Fifamoivoizana.Fitakian’ny mpitatitra Mbola tsy voavaha ny olana

Fijaliana ho an’ny vahoaka ny fitokonana nataon’ny Vondron’ny mpitatitra an-tanàn-dehibe na ny UCTU omaly alarobia 27 jona 2018. Niasa kosa ny mpitatitra ao anatin'ny FMA na ny (Fitaterana Mendrika eto Antananarivo) ahitana ny 109, 163, 194, 192, 165, 143,164,…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jona 2018
Fifamoivoizana.Taksibe nitokona Tsy nitovy hevitra ny UCTU sy ny UCTS

Olana iraisan’ny taksibe rehetra eto an-drenivohitra sy ny manodidina ny fiakaran’ny vidin-tsolika sy ny fahataran’ny fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana omena azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Fifamoivoizana.Antananarivo Hitokona ny taksibe anio

Nanamafy ny fikambanan’ny koperativa miasa eto an-drenivohitra na ny UCTU tamin’ny alalan’ny filohany Randrianatoandro Lovasoa Angelo, ny alatsinainy teo, fa ho raikitra ny fitokonana anio alarobia 27 jona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jona 2018
Fifamoivoizana.Parking gaboraraka eto an-drenivohitra Handray ny andraikiny ny kaominina

Mihagaboraraka hatrany ny fitantanana ny tobim-piantsonana eto amintsika ( parking).

Hamaky ny tohiny
FTT