Fifamoivoizana

RN7 Soanierana Taksibe 194 nitrongy andrinjiro, 3 naratra


  • Alatsinainy 10 Septambra 2018

Tapaka hatramin’ny jiro teny amin’iny faritra Soanierana ambany mihazo an’Ankadimbahoaka, manaraka ny lalam-pirenena faha-7 iny nanodinana tamin’ny 7ora.

 

 

Taksibe iray amin’ny zotra 194 no nidofotra tamin’ny andrinjiron’ny Jirama teo ampitan’ny Gara lamasinina. Nitsikasina tao anaty arabe ilay sprinter, nandratra mpandeha telo, nitolefika ilay andrinjiro nitarika ny fahatapahan-jiro. Raha ny fanazavan’ilay mpamily, dia nisy olona niampita arabe tampoka, niala an’io no nampifatratra ilay fiara tamin’ny andrinjiro.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT