- Talata 24 Jolay 2018
Fifamoivoizana.Mpitatitra eny amin’ny fasan’ny karana Manizingizina fa hijanona eny an-toerana
Mbola miziriziry amin’ny fanapahan-keviny hatreto ireo mpitatitra mianatsimo etsy amin’ny Fasan’ny Karana fa tsy hiala amin’ny toerany na dia voalaza aza fa an’olon-tsotra fa tsy an’ny fanjakana ity tany hiantsonan’izy ireo ity.
Hamaky ny tohiny
