Fifamoivoizana

Mpitondra moto maty Ifanilihana ny fototry ny loza


  • Alakamisy 06 Septambra 2018

Tantara tsy mbola mivalona ny amin’ilay lozam-pifamoivoizana nahafatesana mpitondra moto iray nitranga teny Andoharanofotsy amin’ny lalam-pirenena faha-7 ny ain’ny 3 hifoha 4 aogositra 2018.

 

 

 Mifamahofaho be ny resaka ny amin’ny nihavian’ny loza, izay niseho taorian’ny misasak’alina. Moto sy fiara no nifandona. Ny fahitana faritra simba tamin’ilay fiara anefa toa maneho fa tsy nifanehitra ireo fitaom-pifamoivoizana ireo; fa nitevika teo amin’ny elatra havana anoloana an’ilay fiara ilay moto. Efa eo ampelan-tanan’ny mpitsara moa ny raharaha, ary hivoaka rahampitso zoma ny didim-pitsarana mikasika azy io.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT