- Alatsinainy 18 Jona 2018
Fifamoivoizana.Fiakaran’ny vidin-tsolika Hivory maika ireo mpitatitra amin’ity herinandro ity
Tampoka be tamin’ny rehetra ny fiakaran’ny vidin-tsolika 50 Ar isaky ny litatra ny herinandro teo raha vao roa volana lasa izay no niakatra 70 Ar isaky ny litatra.
Hamaky ny tohiny