- Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Fifamoivoizana.Loza mahatsiravina tany Mandalahy Tafiakatra 7 ny maty
Anisan'ireo namoy ny ainy tamin'ilay lozam-pifamoivoizana namoizana ain'olona sy naharatrana maro tao Camp Mandalahy (anelanelan'Ambohimahasoa sy Fianarantsoa) ny marainan’ny sabotsy 27 oktobra lasa teo ny tovolahy vao erotrerony fantatry ny maro amin’ny hoe Boy Black Hasim.
Hamaky ny tohiny