• Sabotsy 24 Novambra 2018
Fifamoivoizana.Mpampiasa taksibe eny Ivato Hanao filaharambe anio…

Tofoka ireo taksibe ao amin’ny zotra D mampitohy an’i Vassacos sy Ivato ireo mpandeha eny an-toerana. Mbola mitohy hatrany mantsy ny fanariana mpandeha an-dalana hataon’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Novambra 2018
Fifamoivoizana.Moto nidona tamina fiara Olona 2 naratra mafy teny Ampandrana

Nisehoana lozam-pifamoivoizana teo Bel'Air Ampandrana omaly tolakandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Novambra 2018
Fifamoivoizana.Taksibe notrongisina kamiao Mpandeha 7 naratra mafy teny Manjaka Ilafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina teny Manjaka Ilafy, akaikin’ilay orinasa Somacou, omaly tokony ho tamin’ny 3 ora folakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Novambra 2018
Fifamoivoizana.Zotram-pitaterana Suburbaine Ambohimanambola Tsy nivoatra na dia efa 600 ariary aza ny saran-dalana

Raha vao mikenonkenona ny hampakatra saran-dalana ny zotra suburbaine sasany manodidina an’Antananarivo, ny an’ny zotra mampitohy an’Ambohimanambola-Ambohijatovo kosa dia efa tamin’ny faha-15 oktobra lasa teo no nanjary 600 ariary ny saran-dalana mampitohy an’ireo toerana roa ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Fifamoivoizana.Fanasana fiara amin’ny sisin-dalana Tena manimba ny arabe

Hanasazy ireo mpanasa fiara amoron-dalana tsy ara-dalàna rehetra ny kaominina Antananarivo Renivohitra manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Fifamoivoizana.Sprinter nilatsaka tany anaty hantsana Olona 4 no indray namoy ny ainy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tany amin’ny lalam-pirenena fahafito ny sabotsy lasa teo tokony ho tamin’ny 3 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT