• Talata 08 Janoary 2019
Fifamoivoizana.Tobim-piantsonana Andohatapenaka Maina ny karama, velon-taraina sahady ny koperativa

Velon-taraina ny amin’ny tsy fisian’ny karama sahady ireo mpitatitra mihazo ny faritra etsy amin’ny toby fiantsonana Andohatapenaka. Raha ny fanadihadiana natao dia zara raha mahalasa fiara iray isan’andro ny koperativa iray, indrindra fa ny mianavaratra toy ny mihazo an’Ambilobe, Ambanja, Antsohihy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2019
Fifamoivoizana.Toerana hijanonan’ny taksibrosy isaky ny kaominina Hokarakarain’ny Hafari Malagasy

Mbola vitsy ireo toerana tokony hijanonan’ireo taksibrosy mivoaka eto an-drenivohitra, indrindra fa ny mihazo ny lalam-pirenena faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2019
Fifamoivoizana.Andron’ny fety Somary nanahirana ny fitateram-bahoaka

Na dia azo nambara aza hoe nilamina sy nalalaka ny fifamoivoizana teto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina azy nanomboka ny 31 desambra 2018, dia henjakenjana ihany ny filaharana taksibe tamina toerana maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Fifamoivoizana.Fandikan-dalàn’ny Taksibe Ivato Niditra an-tsehatra ny CIR sy ny polisy kaominaly mihitsy omaly

Diso be loatra ny tsy fanarahan-dalàna hataon’ireo taksibe mampitohy an’i Vassacos amin’Ivato ao amin’ny zotra D.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Fifamoivoizana.Taksibe mihazo an’Ambohitrimanjaka Arahi-maso akaiky ny fomba fiasany

Mijanona ho 500 Ar ihany aloha hatreto ny saran-dalana mampitohy an’i 67 ha amin’Ambohitrimanjaka na dia nikasa ny hampiakatra izany ho 800 Ar aza ireo mpitatitra nanomboka ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Novambra 2018
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana an-dalambe Ankizy 10 isan’andro no mahita faisana eto Madagasikara

Mbola ambony dia ambony ny tahan’ireo olona lasibatry ny lozam-pifamoivoizana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT