- Sabotsy 29 Septambra 2018
Fifamoivoizana.Fampihenana ny lozam-pifamoivozana Hisy ny diabe am-pilaminana anio
Misy ny hetsika izay karakarain’ny media project mitondra ny lohateny hoe “aok’izay ny loza” (stop accident) atao anio sabotsy 29 septambra manomboka amin’ny 9ora maraina hiainga etsy amin’ny Parvis lapan’ny fanatanjahan-tena Mahamasina.
Hamaky ny tohiny