• Alatsinainy 08 Oktobra 2018
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana teny Ankazobe Tovovavy iray hanatrika JMJ no maty

Tovovavy iray vao erotrerony satria vao 22 taona monja, izay anisan’ireo tanora Katolika handeha hanatrika ny JMJ any Mahajanga no namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana teny Ankazobe telo amin’ny PK 114 + 500 teo amina Tanana antsoina hoe Ampivoarana, ao anatin’ny kaominin’Ankazobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Oktobra 2018
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faharoa Mahazo 2000 ariary isan’andro ireo ankizy manamboatra lalana

Ny fotoanan’ny fialan-tsasatra lehibe tahaka izao no tena mampahazo vahana ireo ankizy manao asa an-tselika eto amintsika. Ankoatra ny fitaomana biriky sy ny famakiana vato ary ny tsaka ranon’orana ho antsika eto an-drenivohitra dia tena mahazo vahana be ihany koa any amin’iny lalam-pirenena voalohany iny ireo ankizy mikarama manamboatra làlana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2018
Fifamoivoizana.Vondron’ny koperativa Fasan’ny Karana Mampitandrina ny fanjakana

Raha tsy hainareo fanjakana no manao fifampiraharahana ny mikasika ny tany kely etsy amin’ny Fasan’ny karana io, dia tsy ampahafirin’ny tany nalain’ny Filatex io, ka omeo alalana izahay hanao izany any aminy, hoy Rafidinjatovo, mpitarika ny vondron’ireo koperativa miasa etsy amin’ny Toby fiantsonan’ny fiara eny amin’ny Fasan’ny Karana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Fifamoivoizana.Zotra F - Andoharanofotsy Tafakatra 1.000 Ar ny saran-dalana amin’ny hariva

Raha efa mba milamindamina kely ny fiaraha-miasan’ny mponina amin’ireo taksibe sasany eny Andoharanofotsy toy ny zotra 172, 187 ary ny 137 dia mampitaraina fatratra azy ireo indray ny hafitsoky ny zotra F mandalo eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Fifamoivoizana.Fitohanan’ny fiara eny Ambohibao Hivaha tsy ho ela ny olana

Ankoatra an’Itaosy dia anisan’ny toerana be fitohanana indrindra sady mampitaraina ny maro ny fiakarana mihazo an’i Ambohibao raha handeha ho any Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Fifamoivoizana.Fialan-tsasatra hieren-doza Nametraka fepetra ny ATT

Mifanindry amin’ny fialan-tsasatry ny mpianatra ireo zaikaben’ny fiangonana maro samihafa nohon’ireny fihemoran’ny fanadinana maro samihafa ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT