• Talata 15 Janoary 2019
Fifamoivoizana.Loza mahatsiravina teny Ambohijanaka Zazakely 3 taona maty voadonan’ny fiara

Zazavakely iray manodidina ny 3 taona no maty tsy tra-drano omaly teny Ambohijanaka Gara, eny Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2019
Fifamoivoizana.Potika sy dibo-drano ny lalan’Iarivo Mampahory vahoaka ny fifamoivoizana

Potika ny lalana, ary dibo-drano izay aleha eto Antananarivo, indrindra fa amin’ny faritra iva amin’izao fotoam-pahavaratra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Fifamoivoizana.Kaominina Antananarivo Renivohitra Hampiharina ny lalàn’ny fifamoivoizana

Tsy maintsy hampiharina amin’izay ny lalàn’ny fifamoivoizana sy ny fiantsonana eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Fifamoivoizana.Potika ny lalana nanomboka ny 2009 Mila manonitra ny asa tsy vitany Rajoelina

Potika tanteraka ny lalana eto Antananarivo Renivohitra ankehitriny ary saika ahitana izany na aiza na aiza aleha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Fifamoivoizana.Anosizato, Fasan’ny karana Amin’ny 5 ora hariva dia efa raikitra ny sinto-mahery

Amin’ny 5 ora hariva dia efa miasa ireo mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy etsy Anosizato sy Fasan’ny karana isan’andro, raha araka ny fanazavan-dRandrianarijaona Liva, sefom-pokontany etsy Anosizato Atsinanana I.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2019
Fifamoivoizana.Fehezan-dalàna mifehy ny fitaterana an-dranomasina Efa tena lany daty ny an’i Madagasikara

Nanatanteraka atrikasa nasionaly tetsy amin’ny hotely Sakamanga Antsahavola omaly alatsinainy 7 janoary ny minisiteran’ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro miaraka tamin’ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-dranomasina sy ny ranomamy (APMF).

Hamaky ny tohiny
FTT