- Talata 22 Janoary 2019
Fifamoivoizana.Anosizato Andrefana Lavaka be iray mahatonga amboteiazy
Henjana raha samy fitohanan’ny fiara eto Antananarivo Renivohitra ny eny Anosizato. Maro no antony.
Hamaky ny tohinyHenjana raha samy fitohanan’ny fiara eto Antananarivo Renivohitra ny eny Anosizato. Maro no antony.
Hamaky ny tohinyRaikitra ihany ny asa fanitarana sy fanatsarana ny lalana mihazo iny distrikan’Atsimondrano sy lalam-pirenena voalohany (RN1) iny.
Hamaky ny tohinyMinitra vitsy aorian’ny filatsahan’ny orana dia efa mikaikaika ny mponina eny amin’ireo faritra iva eto an-drenivohitra amin’ny fiakaran’ny rano maloto.
Hamaky ny tohinyTena mafy ny fitohanana eto an-drenivohitra sy ny manodidina herinandro mahery izao. Simba vokatr’izany ny ankamaroan’ireo asa fitadiavana maro noho ny fotoana very eny am-pandehanana ka anisan’ireny ny fiara fitaterana.
Hamaky ny tohinyTato ho ato izay dia nanomboka maro be indray ireo fiarakodia manao ankisisika any anaty fitohanan’ny fiara, mampaneno kipantsona sy kiririoka, pirilipo eraky ny tanàna.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fihaonana fifampiarabana nahatratra ny taona teo amin’ny ben’ny tanànan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA),
Hamaky ny tohiny