- Zoma 08 Febroary 2019
Fifamoivoizana.Mazda nihitsoka familiana 1 maty, 3 naratra
Tamin'ireo dimy mpandeha, telo naratra mafy, iray maty tsy tra-drano. Io no vokatry ny lozam-pifamoizana tamin'ny talata 5 febroary farany teo, sahabo ho tamin'ny 9 ora alina, araka ny loharanom-baovaon'ny zandarimariam-pirenena eo Andrefan'Ambohijanahary.
Hamaky ny tohiny