- Zoma 22 Febroary 2019
Fifamoivoizana.MANDRAKA RN2 Fiara be 5 niara-nihitsoka
Sahirana ny mpampiasa ny lalam-pirenena faharoa, omaly alakamisy 21 febroary antoandro.
Hamaky ny tohinySahirana ny mpampiasa ny lalam-pirenena faharoa, omaly alakamisy 21 febroary antoandro.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fampitandremana nomen’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) afak’omaly an’ireo mpivarotra isan-karazany mampiasa iny Arcade sy ny Araben’ny fahaleovantena Analakely sy ny manodidina iny, toy ireo fiara maty,
Hamaky ny tohinyNisehoana loza mahatsiravina indray teny amin’ny Marais Masay omaly alatsinainy18 febroary hariva tokony ho tamin’ny 6 ora latsaka fahefany teo.
Hamaky ny tohinyEfa ho isan-kerinandro mba tsy hitenenana hoe isan’andro no handresena fa nisy lozam-pifamoivoizana tatsy na taroa.
Hamaky ny tohinyManoloana ny rotsak’orana nahatondra-drano an’Iarivo tato ho ato dia nilaza ny avy eo anivon’ny orinasa Easy Park fa miha mafy ny fiatrehan’izy ireo ny asa sahaniny dia ny fitantanana ny fiantsonan’ireo fiara moa izany.
Hamaky ny tohinyTena henjana ny fitohanana etsy amin’ny rond point Anosizato nanomboka ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny