- Alakamisy 07 Martsa 2019
Fifamoivoizana.Fitohanan’ny fiarakodia lavareny Betsaka ireo orinasa efa mandray fepetra
Mihamahazo vahana hatrany ny fitohanan’ny fiarakodia eto amintsika. Tsy misy toerana izay tsy ahitana izany intsony, antony mampitaraina fatratra ireo mpiasa sy mpianatra, indrindra ireo miainga avy any amin’ny toerana lavitra toa an’i Itaosy na Ambohitrarahaba.
Hamaky ny tohiny