• Alarobia 17 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Mpamily taksibe mody aloha loatra Mety hiafara amin’ny fisintonana “Permis”

Azon’ny mpanjifa hatao tsara ny mitaraina eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika ireo taksibe mody aloha loatra sady tsy mandray olona eny amin’ny tobim-piantsonana fa mandalo fotsiny. Araka ny fanazavan-dRaveloson Landy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Gaboraraka eto Iarivo sy ny manodidina Midina eny an-dalambe hatramin’ny omby

Miditra an-tsehatra eny amin’ny arabe amin’ny andro atoandro amin’ny 11 ora sy sasany ihany koa ny ombin-tsarety eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Fiarabe nivarina tanaty hantsana Olona 4 namoy ny ainy

Nandriaka ny ra tany amin’ny lalam-pirenena faha-42 noho ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Jolay 2019
Fifamoivoizana.ANOSIBE Zazalahy kely niampita arabe maty voadonan’ny fiara 4x4

Zazalahy kely iray manodidina ny 12 taona no maty omaly atoandro tokony ho tamin’ny 1 ora teny Anosibe, Boriborintany fahefatra rehefa niampita arabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Antananarivo Renivohitra Namboarina ireo takelaby manoro lalana

Mba hialana amin’ny fitohanana lavareny sy ho fampahafantarana ny olona sy ny mpitatitra rehetra eto Antananarivo Renivohitra amin’ny sehatry ny fifamoivoizana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Taratasy hosoka fitsirihana fiarakodia Niakatra fampanoavana omaly ny telo tamin’ireo tratra

Omaly no niakatra fampanoavana raha ny loharanom-baovao azo ny telo tamin’ireo olona valo tratra nanao antontan-taratasy hosoka mikasika ny fitsirihana fiarakodia sarona teto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT